Ity ary ny blog ny teraka Manjakandriana ka samia mazoto mandray anjara ary hametraka eto ny fahatsiarovana rehetra momba ny tanan-tsika
Retour au blog de TERAKA-MANJAKANDRIANA
billy le kid, Posté le vendredi 01 août 2008 11:34
Lova napetraka ho antsika ny Fihavanana sy ny Fitiavana, ary ireo ihany koa no lova ho avelantsika rahatrizay, misaotra nampahatsiaro lesy Rafotsy, bisous be, mba tongava amin'izay mamangy ny akany
Rano ô , Posté le jeudi 31 juillet 2008 16:44
tatie !!!!!!!mbola matahotra rano ve?
maeva, Posté le mercredi 30 juillet 2008 07:38
cc tu peu te connecter sr MSN?
3H, Posté le lundi 18 avril 2011 04:28
Toerana aiza ao manjakandriana no misy io rano mahafinaritra be io ,mba tiako ho hita.